WordCamp Europe 2026 is almost here. Discover what’s happening in Kraków this June.

'Ndao hampiasa WordPress
Fitaovana Open Source, safidin'ny mpitantana tranonkala an-tapitrisa maro manerantany — manomboka amin'ny mpanao blog kely indrindra ka hatramin'ny orinasa goavana indrindra.


Bika sy endrika
Manangà na tranonkala afaka volavolaina araka izay tianao amin’ny alalan’ireo koja. Miaingà hatramin’ny voalohany na misafidiana amin’ireo bika maro azo isafidianana. Amboary izay tianao – Tsy mila kaody.

Manorena
Hitanao eo no eo ny endriky ny tranonkalanao, mora ampiasaina sady miaraka amin'ny fahafahana mitantana azy rehetra.

Hitaro
Ataovy manao izay rehetra ilainao ny tranonkalanao. Afaka asianao tsena fivarotana, filazam-baovao, na koa reseau social kely; ianao no mifehy ireo karazana plugins tsy lany laniana.
See what's new
WordPress 7.0 lets you make it your own: connect your preferred AI providers and put them to work across your site. Drop in patterns that behave like a single block, design a navigation overlay with full block freedom, and restore changes quickly with visual revision history.

Fitaovana tokana, nefa tsy lany laniana ny afaka atao aminy
Jereo anie ireto santionana tranonkala maro manerana an'izao tontolo izao, nofidiana manokana ahitanao ireo karazana bika manintona, ireo teknolojia hafakely, ary ny tanjaky ny WordPress.









Mifandraisa amin'ny Fianakaviambe WordPress
Behind the technology is a diverse collective of people collaborating and gathering from around the world. We hold regular events with opportunities to learn more about WordPress and the latest tech trends, connect with fellow industry experts, and foster your professional growth.
Ny toetsaina open source, sy ny fahalalahana hanorina sy hizara tsy misy sakantsakana no mampiray antsika. Tsimialonjafy.

Manorena ho anao, fa tsy ianao irery
Na mpandraharaha ianao, na developpeur matihanina, na blogueur vao misandratra, dia misy foana fitaovana sahaza anao sy afaka hianaranao. Eo koa ny Fianakaviambe WordPress afaka hanampy anao.
Ndao hiroso
Trandraho avokoa izay ilainao, sintomy ny WordPress, misafidiana mpampiantrano, na hafa koa — na tranonkalanao voalohany io na efa faha-90.